Exodus 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsara ny olona hatrany hatrany ireo; koa ny ady sarotra ihany no noentiny teo amin’i Mosesy, fa ny ady madinika rehetra kosa dia notsarainy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ireo no nitsara ny vahoaka mandrakariva; ny raharaha lehibe nentiny teo anatrehan’i Môizy; ny raharaha madinika notapahin’izy ireo ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no nitsara ny vahoaka isan’andro amin’ny zavatra madinika mampifanolana azy; ny raharaha lehibe dia nentiny tany amin’i Mosesy, fa ny raharaha madinika dia nalaminy ihany.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsara ny olona mandrakariva ireo; koa ny ady sarotra ihany no nentiny tao amin'i Mosesy, fa ny ady madinika rehetra kosa dia notsarainy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsara ny olona hatrany hatrany ireo; koa ny ady sarotra ihany no noentiny teo amin’i Mosesy, fa ny ady madinika rehetra kosa dia notsarainy ihany.
malagasy
Dia nitsara ny olona mandrakariva ireo; koa ny ady sarotra ihany no nentiny tao amin'i Mosesy, fa ny ady madinika rehetra kosa dia notsarainy ihany.Ary Mosesy namoaka ny rafozany; ka dia lasa nody any amin'ny taniny izy.