Exodus 18:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia navelan’i Mosesy handeha ny rafozany ka lasa nody any amin’ny taniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao veloma ny rafozany i Môizy, dia lasa nody any amin’ny taniny i Jetrô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalefan’i Mosesy nandeha nody any amin’ny taniny ny rafozany.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy namoaka ny rafozany; ka dia lasa nody any amin'ny taniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia navelan’i Mosesy handeha ny rafozany ka lasa nody any amin’ny taniny izy.
malagasy
Ary Mosesy namoaka ny rafozany; ka dia lasa nody any amin'ny taniny izy.