Exodus 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy ny zanany mirahalahy: Gersoma no anaran’ny iray, satria hoy izy: Vahiny atỳ amin’ny tanin’ny firenena hafa aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny zanak’i Sefôrà roa lahy; ny iray natao hoe: Gersama, fa hoy i Môizy: «Vahiny atỳ an-tany hafa aho»,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niaraka tamin’ny zanany roa lahy. Ny lahimatoa dia nantsoin’i Mosesy hoe Gersôma na «Vahiny atỳ», fa hoy izy hoe: «Efa vahiny atỳ an-tany hafa aho»;
Malagasy Bible 1865
ary ny zanany mirahalahy: Gersoma no anaran'ny anankiray, fa hoy izy: Efa vahiny atỳ amin'ny tanin'ny firenena hafa aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy ny zanany mirahalahy: Gersoma no anaran’ny iray, satria hoy izy: Vahiny atỳ amin’ny tanin’ny firenena hafa aho;
malagasy
ary ny zanany mirahalahy: Gersoma no anaran'ny anankiray, fa hoy izy: Efa vahiny atỳ amin'ny tanin'ny firenena hafa aho;