Exodus 18:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary Eliezera kosa no anaran’ny faharoa, fa hoy izy: Andriamanitry ny razako no namonjy ahy ka nahafaka ahy tsy ho voan’ny sabatr’i Farao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny iray natao hoe: Eliezera, fa hoy izy: «Novonjen’ny Andriamanitry ny raiko aho, fa nafahany tamin’ny sabatr’i Faraôna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ilay zandriny kosa nantsoiny hoe Elihezera na «Andriamanitro mamonjy ahy», fa hoy izy hoe: «Ny Andriamanitry ny raiko no namonjy ahy, ka niaro ahy tamin’ny famelezan’ny Farao.»
Malagasy Bible 1865
ary Eliezera kosa no anaran'ny anankiray, fa hoy izy: Andriamanitry ny razako no namonjy ahy ka nahafaka ahy tsy ho voan'ny sabatr'i Farao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary Eliezera kosa no anaran’ny faharoa, fa hoy izy: Andriamanitry ny razako no namonjy ahy ka nahafaka ahy tsy ho voan’ny sabatr’i Farao.
malagasy
ary Eliezera kosa no anaran'ny anankiray, fa hoy izy: Andriamanitry ny razako no namonjy ahy ka nahafaka ahy tsy ho voan'ny sabatr'i Farao.