Exodus 18:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga i Jetro, rafozan’i Mosesy, nitondra ny vady aman-janak’i Mosesy hankany aminy any an-tany efitra izay nitobiany, teo anilan’ny tendrombohitr’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jetrô rafozan’i Môizy niaraka tamin’ny zanak’i Môizy sy ny vadiny, dia tonga nanatona azy tany an’efitra nitobiany, tany an-tendrombohitr’Andriamanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Jetrao niaraka tamin’ny vady aman-janak’i Mosesy nankany amin’i Mosesy tany an-taniefitra, dia izay nitobiany teo anilan’ny tendrombohitr’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga Jetro, rafozan'i Mosesy, nitondra ny vady aman-janak'i Mosesy hankany aminy tany an-efitra, izay nitobiany teo anilan'ny tendrombohitr'Andriamanitra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga i Jetro, rafozan’i Mosesy, nitondra ny vady aman-janak’i Mosesy hankany aminy any an-tany efitra izay nitobiany, teo anilan’ny tendrombohitr’Andriamanitra.
malagasy
Dia tonga Jetro, rafozan'i Mosesy, nitondra ny vady aman-janak'i Mosesy hankany aminy tany an-efitra, izay nitobiany teo anilan'ny tendrombohitr'Andriamanitra: