Exodus 18:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampilaza tamin’i Mosesy izy hoe: Izaho Jetro rafozanao dia tonga hamangy anao, miaraka amin’ny vadinao sy ny zanany roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nampilaza tamin’i Môizy hoe: «Tonga atỳ aminao aho, izaho Jetrô rafozanao mbamin’ny vadinao sy ny zanany roalahy miaraka aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampilaza tamin’i Mosesy i Jetrao hoe: «Izaho rafozanao no ho avy any aminao, miaraka amin’ny vadinao sy ny zanakao roa lahy.»
Malagasy Bible 1865
dia nampilaza tamin'i Mosesy izy ka nanao hoe: Izaho Jetro rafozanao avy hamangy anao, ary ny vadinao mbamin'ny zanany roa lahy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampilaza tamin’i Mosesy izy hoe: Izaho Jetro rafozanao dia tonga hamangy anao, miaraka amin’ny vadinao sy ny zanany roa lahy.
malagasy
dia nampilaza tamin'i Mosesy izy ka nanao hoe: Izaho Jetro rafozanao avy hamangy anao, ary ny vadinao mbamin'ny zanany roa lahy koa.