Exodus 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga hitsena ny rafozany i Mosesy dia niankohoka sady nanoroka azy. Nifampiarahaba izy mianaka, dia niditra tao an-day.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka hitsena ny rafozany i Môizy; ka niankohoka sy nanoroka azy; ary rehefa nifanontany ny toe-pahasalamany avy izy aloha, dia niditra tao an-dain’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga hitsena azy i Mosesy, niankohoka teo anatrehany sady nanoroka azy. Ary rehefa avy nifampiarahaba izy dia niditra tao an-dain’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nivoaka hitsena ny rafozany, dia niankohoka sady nanoroka azy; ary nifampiarahaba izy mianaka, dia niditra tao an-day.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga hitsena ny rafozany i Mosesy dia niankohoka sady nanoroka azy. Nifampiarahaba izy mianaka, dia niditra tao an-day.
malagasy
Ary Mosesy nivoaka hitsena ny rafozany, dia niankohoka sady nanoroka azy; ary nifampiarahaba izy mianaka, dia niditra tao an-day.