Exodus 18:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia faly i Jetro noho ny soa rehetra izay nataon’NY TOMPO tamin’ny Israelita izay novonjeny ho afaka tamin’ny tanan’ny Ejiptiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka faly i Jetrô noho ny soa rehetra nataon’i Iaveh tamin’i Israely sy ny nanafahany azy tamin’ny tanan’ny Ejiptianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahafaly an’i Jetrao ny soa rehetra nataon’ny TOMPO tamin’ny Israelita izay nafahany tamin’ny famoretan’ny Ejiptianina,
Malagasy Bible 1865
Dia faly Jetro noho ny soa rehetra izay efa nataon'i Jehovah tamin'ny Isiraely, izay novonjeny ho afaka tamin'ny tanan'ny Egyptiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia faly i Jetro noho ny soa rehetra izay nataon’NY TOMPO tamin’ny Israelita izay novonjeny ho afaka tamin’ny tanan’ny Ejiptiana.
malagasy
Dia faly Jetro noho ny soa rehetra izay efa nataon'i Jehovah tamin'ny Isiraely, izay novonjeny ho afaka tamin'ny tanan'ny Egyptiana.