Exodus 19:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka samy hiomana ho amin’ny andro fahatelo izy, fa amin’ny andro fahatelo no hidinan’NY TOMPO ho eo imason’ny olona rehetra eo an-tampon’ny tendrombohitra Sinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho voaomana amin’ny andro fahatelo izy, fa hidina eo an-tampon’ny tendrombohitra Sinaia, eo imason’ny vahoaka rehetra i Iaveh, amin’ny andro fahatelo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izy ho vonona ho amin’ny rahafakampitso, fa amin’io andro io dia ho hitan’ny vahoaka rehetra hidina eo an-tendrombohitra Sinay AHO.
Malagasy Bible 1865
ary aoka samy hiomana ho amin'ny andro fahatelo izy; fa amin'ny andro fahatelo no hidinan'i Jehovah ho eo imason'ny olona rehetra eo an-tampon'ny tendrombohitra Sinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka samy hiomana ho amin’ny andro fahatelo izy, fa amin’ny andro fahatelo no hidinan’NY TOMPO ho eo imason’ny olona rehetra eo an-tampon’ny tendrombohitra Sinay.
malagasy
ary aoka samy hiomana ho amin'ny andro fahatelo izy; fa amin'ny andro fahatelo no hidinan'i Jehovah ho eo imason'ny olona rehetra eo an-tampon'ny tendrombohitra Sinay.