Exodus 19:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy tamin’ny olona: Miomàna ianareo ho amin’ny andro fahatelo; aza manakaiky vehivavy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vita izany dia hoy izy tamin’ny vahoaka: «Aoka ho voaomana ao anatin’ny hateloana ianareo; aza mikasi-behivavy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy izy taminy: –Miomàna ianareo ho amin’ny rahafakampitso. Aza mikasika vehivavy akory!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamin'ny olona: Miomàna ianareo ho amin'ny andro fahatelo; aza manakaiky vehivavy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy tamin’ny olona: Miomàna ianareo ho amin’ny andro fahatelo; aza manakaiky vehivavy akory.
malagasy
Ary hoy izy tamin'ny olona: Miomàna ianareo ho amin'ny andro fahatelo; aza manakaiky vehivavy akory.