Exodus 19:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitondra ny olona niainga avy teo an-toby i Mosesy mba hihaona amin’Andriamanitra; nijanona teo am-pototry ny tendrombohitra izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’i Môizy nivoaka ny toby ny vahoaka, handeha hihaona amin’Andriamanitra; dia teo ampototry ny tendrombohitra izy ireo no nijanona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain’i Mosesy nivoaka avy teo an-toby ny Israelita mba hihaona amin’Andriamanitra, ka nijanona teo am-pototry ny tendrombohitra ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nitondra ny olona nivoaka avy teo an-toby mba hihaona amin'Andriamanitra; dia nijanona teo am-bodin'ny tendrombohitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitondra ny olona niainga avy teo an-toby i Mosesy mba hihaona amin’Andriamanitra; nijanona teo am-pototry ny tendrombohitra izy ireo.
malagasy
Ary Mosesy nitondra ny olona nivoaka avy teo an-toby mba hihaona amin'Andriamanitra; dia nijanona teo am-bodin'ny tendrombohitra izy.