Exodus 19:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nifindra niala tao Refidima izy ka tonga tany amin’ny tany efitr’i Sinay dia nitoby teo amin’ny tany efitra; nitoby teo, tandrifin’ny tendrombohitra ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa niala tany Refidima izy; ary nony tonga tamin’ny efitr’i Sinaia, dia nitoby tao an’efitra; tandrifin’ny tendrombohitra no nitobian’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala tao Refidima manko izy ireo ka nitsofoka tao an-taniefitr’i Sinay, dia nitoby tao an-taniefitra, tandrifin’ny tendrombohitra Sinay.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nifindra niala teo Refidima izy ka tonga tany amin'ny efitr'i Sinay, dia nitoby teo amin'ny efitra; dia tandrifin'ny tendrombohitra no nitobian'ny Isiraely teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nifindra niala tao Refidima izy ka tonga tany amin’ny tany efitr’i Sinay dia nitoby teo amin’ny tany efitra; nitoby teo, tandrifin’ny tendrombohitra ny Israely.
malagasy
Ary rehefa nifindra niala teo Refidima izy ka tonga tany amin'ny efitr'i Sinay, dia nitoby teo amin'ny efitra; dia tandrifin'ny tendrombohitra no nitobian'ny Isiraely teo.