Exodus 19:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy tamin’NY TOMPO: Tsy afaka miakatra ho eto amin’ny tendrombohitra Sinay ny olona, fa Ianao nandidy anay hoe: Fefeo ny tendrombohitra ka hamasino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Môizy tamin’i Iaveh: «Tsy hahazo miakatra ny tendrombohitra Sinaia ny vahoaka, satria efa voararanao mafy izahay nilazanao hoe: Asio faritra manodidina ny tendrombohitra ka hamasino izy ».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Mosesy tamin’ny TOMPO: –Tsy afaka hiakatra eto Sinay ny vahoaka, satria Ianao ihany no efa nandidy anay mba hamaritra ny tendrombohitra ka hanavaka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy tamin'i Jehovah: Tsy mahazo miakatra ho eto amin'ny tendrombohitra Sinay ny olona; fa Hianao nandidy anay ka nanao hoe: Fefeo ny tendrombohitra, ka hamasino izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy tamin’NY TOMPO: Tsy afaka miakatra ho eto amin’ny tendrombohitra Sinay ny olona, fa Ianao nandidy anay hoe: Fefeo ny tendrombohitra ka hamasino.
malagasy
Ary hoy Mosesy tamin'i Jehovah: Tsy mahazo miakatra ho eto amin'ny tendrombohitra Sinay ny olona; fa Hianao nandidy anay ka nanao hoe: Fefeo ny tendrombohitra, ka hamasino izy.