Exodus 19:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO taminy: Mandehana midina; avy eo dia miakara ianao ka ento miaraka aminao i Arona; fa ny mpisorona sy ny olona kosa dia aza avela hisisika hiakatra ho ao amin’NY TOMPO, fandrao handringana azy ireo Izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh taminy: «Mandehana midina aloha, izay vao hiakatra indray miaraka amin’i Aarôna: fa ny mpisorona sy ny vahoaka, aoka tsy hihoatra ny faritra hankatỳ amin’i Iaveh fandrao vonoiny».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Ndeha midina ianao, ka ento miakatra miaraka aminao i Aharôna. Nefa aoka ireo mpisorona sy ny vahoaka tsy hirohotra hiakatra atỳ amiko, fandrao hamely azy ho faty Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah taminy: Mandehana midina, nefa miakara ianao, ka ento hiaraka aminao Arona; fa ny mpisorona sy ny olona dia aza avela hisisika hiakatra ho ao amin'i Jehovah, fandrao haringana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO taminy: Mandehana midina; avy eo dia miakara ianao ka ento miaraka aminao i Arona; fa ny mpisorona sy ny olona kosa dia aza avela hisisika hiakatra ho ao amin’NY TOMPO, fandrao handringana azy ireo Izy!
malagasy
Ary hoy Jehovah taminy: Mandehana midina, nefa miakara ianao, ka ento hiaraka aminao Arona; fa ny mpisorona sy ny olona dia aza avela hisisika hiakatra ho ao amin'i Jehovah, fandrao haringana izy.Ary Mosesy dia nidina nankeny amin'ny olona ka niteny taminy.