Exodus 19:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nidina nankeny amin’ny olona i Mosesy ka niteny taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nidina nankeo amin’ny vahoaka i Môizy, nilaza izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nidina nankeo amin’ny vahoaka i Mosesy ary niteny taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy dia nidina nankeny amin'ny olona ka niteny taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nidina nankeny amin’ny olona i Mosesy ka niteny taminy.
malagasy
Ary Mosesy dia nidina nankeny amin'ny olona ka niteny taminy.