Exodus 19:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo dia efa nahita izay nataoko tamin’ny Ejiptiana sy izay nitondrako anareo tamin’ny elatry ny voromahery ary ny nitondrako anareo ho atỳ Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitanareo ny nataoko tamin’i Ejipta, sy ny nitondrako anareo tamin’ny ela-boromahery, ary ny nitarihako anareo ho atỳ amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Efa hitanareo izay nanaovako ny Ejiptianina, efa hitanareo koa ny nitondrako anareo atỳ ho eto anilako toy ny itondran’ny voromahery ny zanany eo amin’ny elany.
Malagasy Bible 1865
Hianareo efa nahita izay nataoko tamin'ny Egyptiana sy izay nitondrako anareo tamin'ny elatry ny voromahery ary ny nampankanesako anareo ho atỳ amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo dia efa nahita izay nataoko tamin’ny Ejiptiana sy izay nitondrako anareo tamin’ny elatry ny voromahery ary ny nitondrako anareo ho atỳ Amiko.
malagasy
Hianareo efa nahita izay nataoko tamin'ny Egyptiana sy izay nitondrako anareo tamin'ny elatry ny voromahery ary ny nampankanesako anareo ho atỳ amiko.