Exodus 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha i Mosesy ka nampiantso ny loholon’ny vahoaka, ary nalahany teo anatrehany ireo teny rehetra ireo, izay nandidian’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga i Môizy dia niantso ny loholon’ny vahoaka; noborahiny teo anatrehan’izy ireo avokoa ireo teny ireo, araka ny nandidian’Iaveh azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niverina teo an-toby i Mosesy, nampiantso ny loholon ’i Israely ary nampita tamin’izy ireo ny zavatra rehetra izay nandidian’ny TOMPO azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha Mosesy ka nampaka ny loholon'ny vahoaka, dia nalahany teo anatrehany ireo teny rehetra ireo, izay nandidian'i Jehovah azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha i Mosesy ka nampiantso ny loholon’ny vahoaka, ary nalahany teo anatrehany ireo teny rehetra ireo, izay nandidian’NY TOMPO azy.
malagasy
Dia nandeha Mosesy ka nampaka ny loholon'ny vahoaka, dia nalahany teo anatrehany ireo teny rehetra ireo, izay nandidian'i Jehovah azy.