Exodus 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy iray avy amin’ny ankohonan’i Levy lasa naka vady tamin’ny zanakavavin’i Levy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy lehilahy anankiray, fokon’i Levỳ, lasa naka ho vadiny ny zanaka vavin’i Levỳ anankiray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy lehilahy iray, anisan’ny fokon’i Levỳ, nandeha naka vady tao amin’ny mpiray foko aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lehilahy anankiray avy amin'ny mpianakavin'i Levy lasa naka vady tamin'ny zanakavavin'i Levy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy iray avy amin’ny ankohonan’i Levy lasa naka vady tamin’ny zanakavavin’i Levy.
malagasy
[Ny namonjena an'i Mosesy, sy ny nandraisan'ny zanakavavin'i Farao azy ho zanany] Ary nisy lehilahy anankiray avy amin'ny mpianakavin'i Levy lasa naka vady tamin'ny zanakavavin'i Levy.