Exodus 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niherikerika izy, ka nony hitany fa tsy nisy olona, dia novonoiny ilay Ejiptiana ary nasitriny tao anaty fasika ny fatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niherikerika nijery izy aloha, ka nony fantany fa tsy nisy olona teny, dia novonoiny ilay Ejiptianina ka nafeniny tao anaty fasika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijerijery manodidina i Mosesy ka hitany fa tsy nisy olona; dia novonoiny ho faty ilay Ejiptianina ary nasitriny tao anaty fasika.
Malagasy Bible 1865
Dia niherikerika izy, ka nony hitany fa tsy nisy olona, dia novonoiny ilay Egyptiana, ary nasitriny tao amin'ny fasika ny faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niherikerika izy, ka nony hitany fa tsy nisy olona, dia novonoiny ilay Ejiptiana ary nasitriny tao anaty fasika ny fatiny.
malagasy
Dia niherikerika izy, ka nony hitany fa tsy nisy olona, dia novonoiny ilay Egyptiana, ary nasitriny tao amin'ny fasika ny faty.