Exodus 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ampitson’iny, nandeha indray izy, ary indreo, nisy Hebreo roa lahy niady. Dia hoy izy tamin’ilay diso: Nahoana no mamono ny namanao ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampitson’izay andro izay, nivoaka izy, ka indro fa nifanditra ny Hebrio roa lahy, ary hoy izy tamin’ilay diso hoe: «Ahoana no ikapohanao ny namanao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ampitso dia nivoaka indray izy ary nahita Hebreo roalahy niady, ka nanao tamin’ilay diso hoe: –Nahoana no mikapoka ny mpiray firenena aminao ianao?
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'iny, dia nivoaka indray izy, ary, indreo, nisy Hebreo roa lahy niady; dia hoy izy tamin'ilay diso: Nahoana no mamono ny namanao ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ampitson’iny, nandeha indray izy, ary indreo, nisy Hebreo roa lahy niady. Dia hoy izy tamin’ilay diso: Nahoana no mamono ny namanao ianao?
malagasy
Ary nony ampitson'iny, dia nivoaka indray izy, ary, indreo, nisy Hebreo roa lahy niady; dia hoy izy tamin'ilay diso: Nahoana no mamono ny namanao ianao?