Exodus 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy: Iza no nanendry an’Ialahy ho mpanapaka sy mpitsara anay? Moa mikasa hamono ahy koa va Ialahy, tahaka ny namonoan’Ialahy ilay Ejiptiana? Dia raiki-tahotra i Mosesy ka niteny hoe: Hay tena fantatr’olona izany ny raharaha!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin-dralehilahy: «Iza no nanangana an’ialahy ho lehibenay sy mpitsara anay? Sa tadiavin’ialahy hovonoina koa aho, tahaka ny namonoan’ialahy ilay Ejiptianina?» Raiki-tahotra i Môizy, ka hoy izy: «Misy mahalala tokoa ilay zavatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novaliany hoe: –Iza no nanendry anao ho lehibe hitsara ny adinay? Sa tadiavinao hovonoina ho faty toy ny namonoanao an’ilay Ejiptianina aho? Fantatr’i Mosesy tamin’izany fa nisy nahalala ilay raharaha ka raiki-tahotra izy.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Iza no nanendry an'ialahy ho mpanapaka sy mpitsara anay? Moa mikasa hamono ahy koa va ialahy, tahaka ny namonoan'ialahy ilay Egyptiana? Dia raiki-tahotra Mosesy ka nanao hoe: Hay! fantatr'olona izany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy: Iza no nanendry an’Ialahy ho mpanapaka sy mpitsara anay? Moa mikasa hamono ahy koa va Ialahy, tahaka ny namonoan’Ialahy ilay Ejiptiana? Dia raiki-tahotra i Mosesy ka niteny hoe: Hay tena fantatr’olona izany ny raharaha!
malagasy