Exodus 2:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpisorona tany Midiana dia nanana zanaka fito mirahavavy. Tonga teo amin’ny fantsakana izy ireo nanovo rano ka nameno ny fampisotroan-drano, hampisotroany ny ondry aman’osin-drainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanan-janaka fito mirahavavy ny mpisorona tao Madiàna; ary tonga nanovo rano izy ireo, dia nameno ny tavy hampisotroany ny biby fiompin-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanan-janaka fito mirahavavy ny mpisorona Jetrao tao Midiana. Tonga hantsaka rano ireo ary hameno ny tavin-drano mba hampisotroana ny ondry aman’osin-drainy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona tao Midiana nanana zanaka fito mirahavavy; ary avy izy ireo, dia nanovo rano ka nameno ny tavin-drano hampisotroany ny ondry aman'osin-drainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpisorona tany Midiana dia nanana zanaka fito mirahavavy. Tonga teo amin’ny fantsakana izy ireo nanovo rano ka nameno ny fampisotroan-drano, hampisotroany ny ondry aman’osin-drainy.
malagasy
Ary ny mpisorona tao Midiana nanana zanaka fito mirahavavy; ary avy izy ireo, dia nanovo rano ka nameno ny tavin-drano hampisotroany ny ondry aman'osin-drainy.