Exodus 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teo amin’i Regoela rainy izy fito mirahavavy ireo dia hoy ny rainy: Nahoana no dia nalaky tonga toy izao ianareo androany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafaverina tany amin-dRagoela rainy izy ireo, dia hoy izy: «Nahoana no nalaky tafaverina ianareo androany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nody tany amin’i Rehoela rainy izy fito mirahavavy, ka nanontaniany hoe: –Nahoana no nalaky nody ianareo androany?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga teo amin-dRegoela rainy izy, dia hoy izy: Nahoana no dia nalaky tonga toy izany ianareo androany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teo amin’i Regoela rainy izy fito mirahavavy ireo dia hoy ny rainy: Nahoana no dia nalaky tonga toy izao ianareo androany?
malagasy
Ary rehefa tonga teo amin-dRegoela rainy izy, dia hoy izy: Nahoana no dia nalaky tonga toy izany ianareo androany?