Exodus 2:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy ireo: Nisy lehilahy ejiptiana iray namonjy anay tamin’ny tanan’ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay, no nampisotro ny ondry aman’osy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny navaliny: «Nisy Ejiptianina anankiray niaro anay tamin’ny tanan’ny mpiandry ondry, sy nanovo rano ho anay aza sady nampisotro ny biby fiompy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: –Nisy lehilahy ejiptianina iray niaro anay tamin’ny tanan’ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay ka nampisotro ny biby fiompintsika.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy ireo: Nisy lehilahy Egyptiana anankiray namonjy anay tamin'ny tanan'ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay, dia nampisotro ny ondry aman'osy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy ireo: Nisy lehilahy ejiptiana iray namonjy anay tamin’ny tanan’ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay, no nampisotro ny ondry aman’osy.
malagasy
Ary hoy izy ireo: Nisy lehilahy Egyptiana anankiray namonjy anay tamin'ny tanan'ny mpiandry ondry sady nanovo rano ho anay, dia nampisotro ny ondry aman'osy.