Exodus 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamin’ireo zanany vavy: Koa aiza izy izany? Nahoana no nilaozanareo any izao lehilahy izao? Antsoy izy mba hihinan-kanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’ireo zanany vavy: «Aiza izy izany? Nahoana no avelanareo any izany lehilahy izany? Antsoy izy hihinan-kanina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Rehoela tamin’ny zanany vavy: –Aiza anefa izany lehilahy izany? Nahoana izy no nilaozanareo any? Ndeha alao izy mba hiara-misakafo amintsika.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamin'ny zananivavy: Ka aiza izy? Nahoana no nilaozanareo izany lehilahy izany? Alao izy mba hihinan-kanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamin’ireo zanany vavy: Koa aiza izy izany? Nahoana no nilaozanareo any izao lehilahy izao? Antsoy izy mba hihinan-kanina.
malagasy
Ary hoy izy tamin'ny zananivavy: Ka aiza izy? Nahoana no nilaozanareo izany lehilahy izany? Alao izy mba hihinan-kanina.