Exodus 2:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteraka zazalahy Ravehivavy, ary ny anarany nataon’i Mosesy hoe Gersoma; fa hoy izy: Vahiny atỳ amin’ny tany hafa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tera-dahy i Sefôrà ka nataon’i Môizy hoe Gersama ny anarany, fa hoy izy: «Vahiny atỳ an-tany hafa aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteraka zazalahy ilay ramatoa ka hoy i Mosesy hoe: –Antsoiko hoe Gersôma ity zaza ity satria efa lasa mpitsoa-ponenana atỳ an-tany hafa aho.
Malagasy Bible 1865
Dia niteraka zazalahy izy, ary ny anarany nataon-drainy hoe Gersoma; fa hoy izy: Efa vahiny atỳ amin'ny tanin'ny firenena hafa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteraka zazalahy Ravehivavy, ary ny anarany nataon’i Mosesy hoe Gersoma; fa hoy izy: Vahiny atỳ amin’ny tany hafa aho.
malagasy
Dia niteraka zazalahy izy, ary ny anarany nataon-drainy hoe Gersoma; fa hoy izy: Efa vahiny atỳ amin'ny tanin'ny firenena hafa aho.