Exodus 2:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nandre ny fitarainany. Ary Andriamanitra nahatsiaro ny fanekeny tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nohenoin’Andriamanitra ny fitarainany; tsaroany ny fanekeny tamin’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandre ny fitarainan’ny Israelita Andriamanitra ka nahatsiaro ny fanekempihavanana nataony tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nandre ny fitarainany, dia nahatsiaro ny fanekeny tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nandre ny fitarainany. Ary Andriamanitra nahatsiaro ny fanekeny tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba.
malagasy
Ary Andriamanitra nandre ny fitarainany, dia nahatsiaro ny fanekeny tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.Ary Andriamanitra dia nijery ny Zanak'Isiraely ka nahafantatra azy.