Exodus 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nijery ny Zanak’Israely. Ary Andriamanitra nahafantatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nijery ny zanak’i Israely Andriamanitra ka nahafantatra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijery ny Israelita Andriamanitra ka nahafantatra ny nanjo azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra dia nijery ny Zanak'Isiraely ka nahafantatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nijery ny Zanak’Israely. Ary Andriamanitra nahafantatra azy.
malagasy
Ary Andriamanitra dia nijery ny Zanak'Isiraely ka nahafantatra azy.