Exodus 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijanona teny lavidavitra teny ny anabaviny mba hahitany izay hanjo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny anabavin’ilay zaza no nijanona teny lavidavitra teny, mba hahita izay hihatra aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijanona lavidavitra ny anabaviny mba hijery izay hanjo azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anabaviny nijanona teny lavidavitra eny, mba hahita izay hatao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijanona teny lavidavitra teny ny anabaviny mba hahitany izay hanjo azy.
malagasy
Ary ny anabaviny nijanona teny lavidavitra eny, mba hahita izay hatao aminy.