Exodus 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nosokafany dia hitany ny zazakely; ary indro zazalahy mitomany. Dia onena azy izy ka niteny hoe: Isan’ny zanaky ny Hebreo ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosokafany ity izy, ka hitany ilay zaza, zazalahy kely mitomany, dia nangoraka azy izy dia nanao hoe: «Zanaky ny Hebrio itony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosokafan’ny andriambavy ilay sobika, ka intỳ hitany tao zazalahy kely mitomany; ary onena azy izy ka niantso hoe: –Zanaka Hebreo ity!
Malagasy Bible 1865
Ary nony nosokafany, dia hitany ny zazakely; ary indro fa zazalahy mitomany. Dia namindra fo taminy izy ka nanao hoe: Isan'ny zanaky ny Hebreo ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nosokafany dia hitany ny zazakely; ary indro zazalahy mitomany. Dia onena azy izy ka niteny hoe: Isan’ny zanaky ny Hebreo ity!
malagasy
Ary nony nosokafany, dia hitany ny zazakely; ary indro fa zazalahy mitomany. Dia namindra fo taminy izy ka nanao hoe: Isan'ny zanaky ny Hebreo ity.