Exodus 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Andeha ary. Dia lasa Razazavavy niantso ny renin’ny zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandehana,» hoy ity zanaka vavin’i Faraôna. Dia lasa razazavavy naka ny renin’ny zaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ny andriambavy hoe: –Mandehana àry! Dia nandeha razazavavy ka ny renin’ilay zazalahy ihany no nantsoiny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny zanakavavin'i Farao taminy: Andeha ary. Dia lasa razazavavy ka naka ny renin'ny zaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Andeha ary. Dia lasa Razazavavy niantso ny renin’ny zaza.
malagasy
Ary hoy ny zanakavavin'i Farao taminy: Andeha ary. Dia lasa razazavavy ka naka ny renin'ny zaza.