Exodus 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Ento ity zaza ity, fa ianao no ataoko mpitaiza azy, ary izaho no handoa ny karamanao. Dia noentin-dRavehivavy ny zaza ka nampinonoiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny zanaka vavin’i Faraôna taminy: «Ento ity zaza ity ka tezao ho ahy, fa omeko anao ny karamanao.» Dia nentin-dravehivavy ny zaza ka notezainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ity andriambavy tamin-dravehivavy: –Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy fa izaho no hanome ny karamanao. Dia nalain-dravehivavy ny zaza ka notezainy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny zanakavavin'i Farao taminy: Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy, fa izaho handoa ny karamanao. Dia nentin-dravehivavy ny zaza ka notezainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny zanakavavin’i Farao taminy: Ento ity zaza ity, fa ianao no ataoko mpitaiza azy, ary izaho no handoa ny karamanao. Dia noentin-dRavehivavy ny zaza ka nampinonoiny.
malagasy
Ary hoy ny zanakavavin'i Farao taminy: Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy, fa izaho handoa ny karamanao. Dia nentin-dravehivavy ny zaza ka notezainy.