Exodus 20:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Andriamanitra nanonona ireto teny rehetra ireto nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanambara ireto teny rehetra ireto tamin’ny Israelita Andriamanitra ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra:
malagasy
[Ny nanomezan'Andriamanitra ny Didy Folo] Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe: