Exodus 20:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy ireo tamin’i Mosesy: Aoka ihany ianao no hiteny aminay dia hihaino izahay; fa aoka tsy Andriamanitra no hiteny aminay fandrao maty izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamin’i Môizy: «Ianao ihany no aoka hiteny aminay dia hohenoinay; fa aoka tsy ho Andriamanitra no hiteny aminay, fandrao dia maty izahay».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ireo tamin’i Mosesy: –Ianao ihany no mitenena aminay dia hohenoinay fa aoka tsy hiteny aminay mivantana Andriamanitra, fandrao maty izahay.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'i Mosesy: Aoka ihany ianao no hiteny aminay, dia hihaino izahay; fa aza Andriamanitra no miteny aminay, fandrao maty izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy ireo tamin’i Mosesy: Aoka ihany ianao no hiteny aminay dia hihaino izahay; fa aoka tsy Andriamanitra no hiteny aminay fandrao maty izahay.
malagasy
Dia hoy izy tamin'i Mosesy: Aoka ihany ianao no hiteny aminay, dia hihaino izahay; fa aza Andriamanitra no miteny aminay, fandrao maty izahay.