Exodus 20:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijanona teny lavitra teny ny olona, fa i Mosesy kosa dia nanakaiky ny haizim-pito izay nitoeran’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nijanona teny lavitra teny ihany ny vahoaka, fa i Môizy no nanatona ny rahona izay nisy an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijanona teny lavitra teny ny Israelita, fa i Mosesy kosa nanatona ny rahona matevina izay nisy an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia nijanona teny lavitra eny ny olona, fa Mosesy kosa nanakaiky ny aizim-pito, izay nitoeran'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijanona teny lavitra teny ny olona, fa i Mosesy kosa dia nanakaiky ny haizim-pito izay nitoeran’Andriamanitra.
malagasy
Dia nijanona teny lavitra eny ny olona, fa Mosesy kosa nanakaiky ny aizim-pito, izay nitoeran'Andriamanitra.