Exodus 20:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Izao no holazainao amin’ny Zanak’Israely: Ianareo dia efa nahita fa avy tany an-danitra no nitenenako taminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Hilaza amin’ny zanak’i Israely ianao hanao hoe: Efa nahita ianareo izay, fa niteny taminareo Aho tany an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Izao no holazainao amin’ny Israelita: «Ianareo mihitsy no nahita fa avy any an-danitra Aho no niteny taminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Izao no lazaonao amin'ny Zanak'Isiraely: Hianareo efa nahita fa tany an-danitra no nitenenako taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Izao no holazainao amin’ny Zanak’Israely: Ianareo dia efa nahita fa avy tany an-danitra no nitenenako taminareo.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Izao no lazaonao amin'ny Zanak'Isiraely: Hianareo efa nahita fa tany an-danitra no nitenenako taminareo.