Exodus 20:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao andriamanitra volafotsy ho fanampiko, ary aza manao andriamanitra volamena ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aza manao andriamanitra volafotsy na andriamanitra volamena eo an-daniko ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza ataonareo ho toy ny andriamani-bolafotsy na volamena Aho, ary aza manamboatra ireny ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Koa aza manao andriamanitra volafotsy na andriamanitra volamena ho anareo ho fanampiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao andriamanitra volafotsy ho fanampiko, ary aza manao andriamanitra volamena ho anareo.
malagasy
Koa aza manao andriamanitra volafotsy na andriamanitra volamena ho anareo ho fanampiko.