Exodus 20:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aza asiana ambaratonga hiakaranao ho eo amin’ny alitarako mba tsy ho hita eo ny fitanjahanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza asiana ambaratonga hiakarana ny ôteliko, mba tsy hiseho eo ny fitanjahanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza asiana tohatohatra hiakaranareo ho eo amin’ny alitarako mba tsy hiseho ny fitanjahanareo.»
Malagasy Bible 1865
Ary aza asiana ambaratonga hiakaranao ho eo amin'ny alitarako, mba tsy ho hita eo ny fitanjahanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aza asiana ambaratonga hiakaranao ho eo amin’ny alitarako mba tsy ho hita eo ny fitanjahanao.
malagasy
Ary aza asiana ambaratonga hiakaranao ho eo amin'ny alitarako, mba tsy ho hita eo ny fitanjahanao.