Exodus 21:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no lalàna izay hataonao eo anatrehany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lalàna homenao azy ireo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray ny TOMPO hoe: –Ireto koa ny fitsipika izay hovelabelarinao eo anatrehan’ny Israelita:
Malagasy Bible 1865
Ary izao no lalàna izay hataonao eo anatrehany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no lalàna izay hataonao eo anatrehany:
malagasy
[Lalàna nasain'Andriamanitra hotandreman'ny Zanak'Isiraely] Ary izao no lalàna izay hataonao eo anatrehany: