Exodus 21:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha maka vehivavy hafa ho vadiny izy dia tsy hahenany ny sakafony sy ny fitafiany ary ny fombam-panambadiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mbola maka vehivavy hafa izy dia tsy misy azony ahena ny fanome an-dravehivavy voalohany, na ny momba ny sakafo, na ny momba ny fitafiana, na ny momba ny hanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha maka vady hafa kosa ilay tompony, dia tsy hisy hahenany na ny sakafo na ny fitafiana na ny fiaraha-mitoetra aminy hatrizay.
Malagasy Bible 1865
Ary raha maka vehivavy hafa ho vadiny izy, dia tsy hahenany ny fihinany sy ny fitafiany ary ny fombam-panambadiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha maka vehivavy hafa ho vadiny izy dia tsy hahenany ny sakafony sy ny fitafiany ary ny fombam-panambadiany.
malagasy
Ary raha maka vehivavy hafa ho vadiny izy, dia tsy hahenany ny fihinany sy ny fitafiany ary ny fombam-panambadiany.