Exodus 21:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy hataony aminy izany zavatra telo loha izany dia hiala ka ho afaka madiodio Ravehivavy fa tsy handoa vola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha tsy tanterahiny aminy ireo zavatra telo ireo dia mahazo miala fotsiny izy, fa tsy handoa vola akory».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tàhiny tsy manome fahafaham-po azy amin’ireo lafiny telo ireo izy, dia azon’ilay vehivavy atao ny mivoaka ho olona afaka maimaim-poana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy hataony aminy izany zavatra telo loha izany, dia hiala ho afaka fotsiny ravehivavy, fa tsy handoa vola.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy hataony aminy izany zavatra telo loha izany dia hiala ka ho afaka madiodio Ravehivavy fa tsy handoa vola.
malagasy
Ary raha tsy hataony aminy izany zavatra telo loha izany, dia hiala ho afaka fotsiny ravehivavy, fa tsy handoa vola.