Exodus 21:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mamely olona ka mahafaty azy dia hovonoina ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izay mamono mahafaty olona dia tsy maintsy atao maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay mikapoka olona ka mahafaty azy dia tsy maintsy vonoina ho faty.
Malagasy Bible 1865
Izay mamely olona ka mahafaty azy dia hatao maty tokoa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mamely olona ka mahafaty azy dia hovonoina ho faty.
malagasy
Izay mamely olona ka mahafaty azy dia hatao maty tokoa;