Exodus 21:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay tsy ninia nahafaty, fa Andriamanitra no nanolotra azy eo an-tanany, dia hanondro toerana ho anareo Aho handosirany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa raha tsy nanao otrika taminy izy, fa tolotr’Andriamanitra no nahavoazan’ny tanany azy dia hoferako aminao izay toerana hahazoany ialofana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy raha tsy niomana hamono izy fa nahafaty tsy nahy, dia hahazo mandositra any amin’ny toerana izay hotondroiko ilay nahavita izany.
Malagasy Bible 1865
fa izay tsy manotrika, fa Andriamanitra no manolotra azy eo an-tànany, dia hanendry ho anareo fitoerana izay handosirany Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay tsy ninia nahafaty, fa Andriamanitra no nanolotra azy eo an-tanany, dia hanondro toerana ho anareo Aho handosirany.
malagasy
fa izay tsy manotrika, fa Andriamanitra no manolotra azy eo an-tànany, dia hanendry ho anareo fitoerana izay handosirany Aho.