Exodus 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mikapoka ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mikapoka ny rainy na ny reniny tsy maintsy hatao maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay mikapoka ny rainy na ny reniny dia tsy maintsy vonoina ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mamely ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mikapoka ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty.
malagasy
Ary izay mamely ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.