Exodus 21:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mangalatra olona ka na efa namidiny, na mbola hita eo an-tanany ihany ilay nangalariny, dia hovonoina ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mangalatra olona, na namidiny izy io, na tratra eo an-tanany, dia tsy maintsy atao maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay maka olona an-keriny dia tsy maintsy vonoina ho faty na efa namidiny ilay olona na mbola tratra ao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mangalatra olona, na efa namidiny, na mbola hita eo an-tànany ihany ilay nangalariny, dia hatao maty tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mangalatra olona ka na efa namidiny, na mbola hita eo an-tanany ihany ilay nangalariny, dia hovonoina ho faty.
malagasy
Ary izay mangalatra olona, na efa namidiny, na mbola hita eo an-tànany ihany ilay nangalariny, dia hatao maty tokoa.