Exodus 21:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manozona ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay hanozona ny rainy na ny reniny dia hohelohin-ko faty».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay manozona ny rainy na ny reniny dia tsy maintsy vonoina ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manozona ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty.
malagasy
Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.