Exodus 21:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona miady ka ny iray mamely ny namany amin’ny vato na amin’ny totohondry, kanefa tsy maty ilay voa fa marary am-pandriana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona mifanditra ary asian’ny iray vato na totohondry ny namany, nefa tsy nahafaty azy, fa nampihonaka am-pandriana azy izany, dia ho afaka ilay namono,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mety misy olona mifanditra ka ny anankiray mamely ny namany amin’ny vato na amin’ny totohondry, saingy tsy maty ilay voa fa mandamaka ao am-pandriana;
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona mifanditra, ka ny anankiray mamely ny namany amin'ny vato, na amin'ny totohondry, koa tsy maty izy, fa marary ambany tsihy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona miady ka ny iray mamely ny namany amin’ny vato na amin’ny totohondry, kanefa tsy maty ilay voa fa marary am-pandriana,
malagasy
Ary raha misy olona mifanditra, ka ny anankiray mamely ny namany amin'ny vato, na amin'ny totohondry, koa tsy maty izy, fa marary ambany tsihy,