Exodus 21:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mividy andevo hebreo ianao dia enin-taona no hanompoany, ary amin’ny taona fahafito kosa dia hiala izy ka ho afaka madiodio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa hividy mpanompo hebrio ianao, enin-taona no hanompoany, fa amin’ny taona fahafito dia hiala izy ka afaka tsy mandoa na inona na inona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha mividy mpanompo hebreo ianareo, dia ho enin-taona no hanompoany anareo; fa amin’ny taona fahafito dia hivoaka ho olona afaka maimaim-poana izy.
Malagasy Bible 1865
Raha mividy andevo Hebreo ianao, dia enin-taona no hanompoany, ary amin'ny taona fahafito dia hiala ho afaka fotsiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mividy andevo hebreo ianao dia enin-taona no hanompoany, ary amin’ny taona fahafito kosa dia hiala izy ka ho afaka madiodio.
malagasy
Raha mividy andevo Hebreo ianao, dia enin-taona no hanompoany, ary amin'ny taona fahafito dia hiala ho afaka fotsiny izy.