Exodus 21:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin’ny hazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana dia hovalina tokoa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izay mikapoka hazo ny andevolahiny na ny andevovaviny, ka mahafaty azy eo no ho eo, dia hovaliana tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy olona mikapoka ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny amin’ny hazo ka mahafaty azy, dia tsy maintsy faizina izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin'ny tsorakazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana, dia hovaliana tokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin’ny hazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana dia hovalina tokoa izy.
malagasy
Ary raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin'ny tsorakazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana, dia hovaliana tokoa izy.