Exodus 21:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy maninona kosa dia hanome aina solon’ny aina ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha misy loza mihatra kosa dia hasainao efaina aina ny aina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tàhiny kosa voa mafy ilay vehivavy, dia hofaizina ilay meloka: aina solon’ny aina,
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon'ny aina ianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy maninona kosa dia hanome aina solon’ny aina ianao,
malagasy
Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon'ny aina ianao,